| Entry | 1 daindaina | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 3   Ilazana ny hafanan' ny masoandro manevokevoka, midanika mafy anambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina [1.1] | 
| Explanations in English | 4   sultriness, oppressiveness of heat; an unendurable sound. See gaingaina [1.2] | 
| Explanations in French | 5   Chaleur brûlante du soleil, son assourdissant [1.3] | 
| Derivatives | 
 | 
| Anagrams | 10 adinadina, 11 andidiana, 12 daindaina, 13 diandiana | 
| Updated on 2025/09/19 |   |