Entry milay (lay)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandeha amin'ny sambo misy lay [Rajemisa 1985]
Morphology  
milay
nilay
hilay

Entry milay (lay)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mividy zavatra ka atao trosa ny vidiny: Milay henan-kisoa roa kilao [Rajemisa 1985]
Morphology  
milay
nilay
hilay
milaiza

Entry milay
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara, Tanosy] mihazakazaka [Rakotosaona 1972]

Entry milay
Part of speech   adjective
Malagasy definition   (fiteny somary baranahiny) Tsara tarehy [Rajemisa 1985]

Entry milay
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] manao andolompo [Rakotosaona 1972]

2013/04/29