| Entry | 1 mikrôby |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
[mikraoby]
3 [frantsay microbe] anarana ankapobe iantsoana ireo zavamananaina na zavamaniry kiritika kely, tokantsela, tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskaopy, miteraka aretina.
4 Misy karazany telo ny mikraoby: 5 1) ny virosy; 6 2) ny mikraoby zavamaniry, izay mitsinjara vitsivitsy indray, ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibrio, spiroketa); 7 3) ny mikraoby bibikely (hematozoera, amiba, tripanozaoma) [1.1#697] [mikraoba] 8 anarana ankapobeny iantsoana an' ireo zavamananaina kiritika tsy hita raha tsy amin' ny fanitajery; 9 miteraka aretina araka ny karazany avy; sokajin' ny tokan-tsela; 10 misy karazany telo dia ny viriosy sy ny mikraoba zavamaniry izay mbols mitsinjara vitsivitsy 11 ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibriôna, spirôketa), ary ny mikraoba bibikely 12 (hematôzoera, amiba, tripanôzôma). [1.62#761] |
| Explanations in French |
13 microbe, virus
[1.13] |
| Vocabulary | 14 Health |
| Synonyms | 15 otrikaretina |
| All compound words | 16 5 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/13 |
|