|
|
|
|

Entry (1/2)1  mikotrana
Root  2 kotrana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mifampipòka, mifandona: Ento mora ireto tavoahangy ireto sao mikotrana.
5 Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo.
6 Mitabataba: Tamin' izay, nikotrana ny tanàna. [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Entry (2/2)12  mikotràna
Root  13 kotrana
Part of speech  14  imperative of active verb mikotrana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  15 manakotry, 16 manikotra, 17 manokatry, 18 mañotraky, manotraky, 19 manotrika, 20 mikotràna, mikotrana

Updated on 2025/11/12