| Entry | 1 mikonjo |
| Root | 2 konjo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Maraina miasa any Tsaralalana, ny tolakandro mianatra any Ambodifilao, ny hariva mikonjo ao an-trano na mamonjy eny Ambatomena amin' ny Foibem-pikoloana amerikana.
[2.4]
5 Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/07/29 |
|