|
|
|
|

Entry (1/2)1  mikombona
Root  2 kombona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody
5 Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana
6 Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity [1.1]
Explanations in English  7 to close together, as the lips or the sides of a wound, etc [1.7]
Explanations in French  8 se resserrer, se fermer, être fermé:
9 Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~
10 Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée)
[1.3#350]
11 se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc [1.8]
12 se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive. [1.196]
Examples  13  Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona. [1.519#]
14  Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana. [2.996#]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
All compound words  19  2 combinations of this word

Entry (2/2)20  mikombòna
Root  21 kombona
Part of speech  22  imperative of active verb mikombona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  23 mikombona, mikombòna

Updated on 2025/11/20