| Entry | 1 mikatrokatroka |
| Root | 2 katrokatroka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza feon-javatra samy mafy mifandona: Mikatrokatroka ny kitron-tsoavaly mandeha amin' ny vato [1.1] |
| Examples |
5 Toa voavetsovetsony amin' izany ny tsy fahaizany sy tsy fahalàlany, ny herin' ny vy mikatrokatroka raha miohatra amin' ny fanolanam-pary, ny angady sy ny sarety anànana.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 mikatrokatroka, 10 mikotrakotraka |
| Updated on 2025/09/12 |
|