Entry mikakakaka (kakakaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihomehy lava sy heno lavitra: Raha vao kitikitihina i Tiana kely dia mikakakaka
Mitovy hevitra: latsaky ny hehy ~ lokin' ny hehy ~ manao hehy ranovaky ~ mikanikany ~ mikikikiky ~ mitokelaka ~ mitolakàka ~ mitsikanikany ~ mitsikikikiky [Rajemisa 1985]
English definition to laugh loudly [Hallanger 1973]
French definition rire aux éclats [Hallanger 1974]
Morphology 
mikakakaka
nikakakaka
hikakakaka
mikakakakà

Entry mikakakaka
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara] zendana; mitanatana vava, tsy afa-miteny [Rakotosaona 1972]

Entry mikakakakà (kakakaka)
Part of speech imperative of active verb mikakakaka [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/08/12