Entry mika
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tsimihety] Enti-milaza ny rahona ambony [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka, Tanosy] rahona [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

Entry Mika
Part of speech name (biblical book)
 Mika, Mikea: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
English definition Micah: one of the books of the Bible [Baiboly]
French definition Michée: un des livres de la Bible [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Mikea
Examples Ny bokin' i Mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [Randzavola: Baiboly, page 671]
Articles 

2015/09/07