|
|
|
|

Entry1  mijoretra
Root  2 joretra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa mijoretra hatry ny omaly. [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8 manjoretra

Updated on 2025/09/12