| Entry | 1 manjoretra |
| Root | 2 joretra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be silent, to be thoughtful,
6 to be melancholy [1.7] |
| Explanations in French |
7 être silencieux, morne,
8 mélancolique [1.8] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 13 Emotions |
| Synonyms | 14 mijoretra |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|