| Entry | 1 mijaingy |
| Root | 2 jaingy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 8 mijaingijaingy |
| Updated on 2025/09/12 |
|