Entry | 1 mihosin-dra |
Elementary words | 2 mihosina, 3 ra |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 feno ra avy amin' ny ratran' ny tena ihany na avy amin' ny an' ny hafa -- entina milaza koa ny olona nahavita heloka tamin' ny famonoana olo-marina [1.1] |
Explanations in French |
6 se barbouiller de sang [1.8] |
Examples |
7 Fa ny kiraron' izay mitrevatreva fandeha eo amin' ny fihorakorahan' ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin' ny afo izany.
[2.996#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |