Entry (1/2) | 1 mihosina |
Root | 2 hosina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka Rakotra: Nihosim-bovoka tao avara-trano tao ny zanakao Miasa tsy miroa fo (indrindra amin' ny raharaha ara-pianakaviana): iNihosina erý izy tamin' ny famadihana ny rafozany [1.1] |
Explanations in English |
5 to roll oneself in something [1.7] |
Explanations in French |
6 se vautrer dans la boue, etc. [1.8] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mihosina |
Entry (2/2) | 14 mihosina |
Root | 15 hosina |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 Boribory na boribory lavalava [1.1] |
Synonyms | 18 mihosinkosina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |