Entry mihondrahondra (hondrahondra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mitepotepo [Rakotosaona 1972]
   Mihofahofa (filaza amin' ny zavatra mivondrona na midoroboka mihevingevina raha tsofin' ny rivotra); mivondrona ka mihetsiketsika [Rajemisa 1985]
Morphology  
mihondrahondra
nihondrahondra
hihondrahondra

Entry mihondrahondra (hondrahondra)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Malemy, lehibe sady malemy [Rajemisa 1985]

Updated on 2013/04/24