| Entry (1/2) | 1 hondrahondra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Fihevingevenana na fihofahofana, toy ny an'ny volon'olona lava mihazakazaka.
[1.1] |
| Explanations in French |
4Action de branler, de s'agiter, comme la longue chevelure d'une personne qui court.
[1.3#265] |
| Derivatives |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 11 hondrahondra |
| Part of speech | 12 adjective |
| Explanations in Malagasy |
13Malemy bodaka; mohaka tsy maharin-tena..
[1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 17 handrohandro, 18 hondrahondra |
| Updated on 2025/11/02 |
|