| Entry (1/2) | 1 mihoha |
| Root | 2 hoha |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miantso vonjy, manaitra
5 Miantsoantso maneso sy manebaka ho fanabantiana: Izay rehetra nifanena taminy dia nihoha azy hoe: Oainy re Ihofakondry! (Rainitovo) [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 10 mihohà |
| Root | 11 hoha |
| Part of speech | 12 imperative of active verb mihoha [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 13 mihohà, mihoha |
| Updated on 2025/11/20 |
|