| Entry (1/2) | 1 mihodidina |
| Root | 2 hodidina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Voahodidina, voafefy: Mihodidin-tamboho ny tokotaninay
5 Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Nihodidina ny farihy izahay 6 Tsirairay: Lafoko enimpolo mihodidina ny akoho nentiko teny an-tsena [1.1] |
| Explanations in English |
7 to go all the way around; to be encircled
[1.7] |
| Explanations in French |
8 faire le tour de; être encerclé
[1.8] |
| Morphology |
|
| All compound words | 13 velarana mihodidina |
| Entry (2/2) | 14 mihodidìna |
| Root | 15 hodidina |
| Part of speech | 16 imperative of active verb mihodidina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mihodidina, mihodidìna |
| Updated on 2025/11/21 |
|