|
|
|
|

Entry1  mihoa-bava
Elementary words  2  mihoatra, 3  vava
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  manao teny tafahoatra mandratra ny rariny na ny fitiava-namana [1.1]

Updated on 2025/09/12