Entry mihipoka (hipoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mifatratra, mifanitsa-kitro: Mihipoka ao anaty fiara daholo ny mpiantsena [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihipoka
nihipoka
hihipoka

Updated on 2010/05/14