Entry mihena (hena)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihakely, mifintina: Mihena ny hazo rehefa maina
¶ Mihavitsy: Mihena ny mponina amin' ity tanàna ity
¶ Mihafohy: Mihena ny andro amin' ny ririnina
¶ Midina, mitambotsotra: Mihena ny vidin' ny kafe
¶ Misintona: Efa mihena ny rano ka ho afaka handeha isika
¶ Mihalany: Mihena ny volana [Rajemisa 1985]
English definition to lessen, to shrink, to diminish, to decrease, to reduce, to assuage. [Richardson 1885]
 to diminish, to become less [Hallanger 1973]
French definition diminuer, décroître [Hallanger 1974]
Morphology 
mihena
nihena
hihena
mihenà
Examples Dia mahia ny marary, mihena ny bonibony; [Callet: Tantara, page 116]

Entry mihenĂ  (hena)
Part of speech imperative of active verb mihena [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/04/24