| Entry | 1 mamokoka |
| Root | 2 vokoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao ohatra ny volantsinana, mandantsika, mampanjoko: Nisy olona namokoka ity rotsa-kazo
5 Manjoko, miforitra, miforigaigy: Namokoka azon' ny enta-mavesatra teny an-tsorony ilay Rangahy [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be bent over with age,
7 to be hunchbacked [1.7] |
| Explanations in French |
8 courber, cintrer, arquer; se courber, être courbé, voûté, bossu
[1.3] 9 être courbé; être bossu [1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 14 kamokamo, -kamokamo-, 15 komakoma, 16 mamokoka |
| Updated on 2025/11/20 |
|