|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihandrona
Root  2 handrona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano
5 Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity
6 Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [1.1]
Explanations in English  7 to be stagnant, to be motionless [1.7]
Explanations in French  8 être stagnant, rester là longtemps [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13 rano mihandrona

Entry (2/2)14  mihandròna
Root  15 handrona
Part of speech  16  imperative of active verb mihandrona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  mihandrona, mihandròna

Updated on 2025/11/26