| Entry | 1 mihamarivo |
| Root | 2 rivo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in French |
4 Devenir peu profond.
[Vezo]
[1.68] |
| Examples |
5 Fa i Sahabe toa mihamarivo indraindray.
[2.576]
6 fa ny ao atsimo dia misy tanjona mitranga avy ao atsinanana ka mahaety ny farihy, ary ny rano ao amin' io andilan-drano io dia mihamarivo, hatramin' ny 110 m. [1.38] |
| Updated on 2025/09/12 |
|