| Entry | 1 mihahaka |
| Root | 2hahaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby.
5Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao. [1.1] |
| Explanations in English |
6to scatter, to disperse.
7fig. to abuse, to vilify.. [1.2] 8to scatter, to be scattered. [1.7] |
| Explanations in French |
9se disperser, s'éparpiller.
[1.8] |
| Examples |
10 ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony.
[2.131]
11 Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa. [2.472] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 mahahika, 18 mihahaka |
| Updated on 2025/11/02 |
|