| Entry (1/2) | 1 fotroaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona
4 Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony [1.1] |
| Explanations in English |
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 10 fotroaka |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in French |
12 [Betsimisaraka] (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane.
[1.196] |
| Vocabulary | 13 Botany |
| Anagrams | fotroaka, 14 tafakoro |
| Updated on 2026/02/04 |
|