Entry mifono (fono)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mirakotra manontolo: Nifono vy mihitsy ny Vazaha taloha rehefa hiady [Rajemisa 1985]
English definition covered, wrapped up: Mifono volamena izy (It is plated with gold) [Richardson 1885]
Morphology 
mifono
nifono
hifono
mifonosa
Compound words, titles, names 
Examples 
1Reniny mifono lamba, lanjaina amin' ny bao tokana sy mikivilivily no iherikerehany matetika. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 130]
2Nisy voro-damba nifono zavatra novahan' ilay zaodahiny. [Andraina: Mitaraina, page 93]
Quotes 

2012/08/04