|
|
|
|

Entry (1/3)1  mifindra
Root  2 findra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
5 Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany
6 Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [1.1]
Explanations in English  7 to remove, to change place, to migrate [1.2]
8 to move, to change place [1.7]
Explanations in French  9 changer de place, se mouvoir [1.8]
Examples  10  Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15  4 combinations of this word

Entry (2/3)16  mifindra
Root  17 findra
Part of speech  18  adjective
Explanations in English  19 to be contagious. [1.2]
All compound words  20 areti-mifindra

Entry (3/3)21  mifindrà
Root  22 findra
Part of speech  23  imperative of active verb mifindra [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  24 mifindra, mifindrà

Updated on 2025/11/17