| Entry | 1 mifihitra |
| Root | 2 fihitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mifikitra: Mifihitra amin' ny hazo ny vahy
5 Mikely aina, milozoka, mikezaka: Mifihitra amin' ny fianarana ity zaza ity 6 Mitana, mikiribiby: Mifihitra amin' ny heviny izy [1.1] |
| Explanations in English |
7 to lay hold of, to grasp, to grip.
[1.2] 8 to cling [1.7] |
| Explanations in French |
9 se cramponner, s'attacher fortement
[1.8] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 14 mamihitra |
| Updated on 2025/11/13 |
|