Entry mamihitra (fihitra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamahatra, mifikitra, mamikitra: Raha tsy namihitra [tamin'] ny hazo aho, nianjera tany an-tevana
¶ Misarangotra: Mamihitra amin-dreniny Isambilo kely
¶ Mitana amim-pikiribibiana: Mamihitra mafy amin' ny heviny Ingahy io [Rajemisa 1985]
English translation   to lay hold of, to grasp, to grip. [Richardson 1885]
French translation   se cramponner, s'attacher, tenir mordicus: Namihitra [tamin'] ny hazo izy ka tsy poiraka (Il s'est cramponné à l'arbre et n'est pas tombé) [Abinal 1888]
Morphology  
mamihitra
namihitra
hamihitra
mamihira
Synonyms   mifihitra

Updated on 2012/06/20