Entry mifetoka (fetoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra aho
¶ Miomana hamely amin' ny tandrony (ny omby) [Rajemisa 1985]
English definition to turn the head, to be angry, to be enraged, to be violent. [Richardson 1885]
Examples Raha nindramin-dRasoa haka vary akotry tao an-davabary izy indray mandeha , hoy izy nifetoka sy nivoaka ny trano: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 91]
Morphology 
mifetoka
nifetoka
hifetoka
mifetoha
Synonyms mifetopetoka
Compound words, titles, names 

2012/08/02