Entry mifatra (fatra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Voafatra: Vary folo mifatra no vokatray tamin' ity taona ity [Rajemisa 1985]
English translation measured. [Richardson 1885]

Entry mifatra (fatra)
Part of speech active verb
English translation to swear. (Prov.) See fanta. [Richardson 1885]
Morphology 
mifatra
nifatra
hifatra
mifara

Updated on 2020/07/31