Entry (1/2) | 1 mifarana |
Root | 2 farana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao [1.1] |
Explanations in English |
5 to terminate; to end up in a certain way [1.7] |
Explanations in French |
6 être terminé, finir d'une certaine façon [1.8] |
Examples |
7 Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny.
[2.470]
8 Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mifarana |
Root | 13 farana |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in English |
15 even, smooth, without inequalities. [1.2] |
Anagrams | 16 famarina, 17 famiràna, famirana, 18 mafirana, 19 mifarana, 20 mirafana |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |