Entry (1/2) | 1 mifanipaka |
Root | 2 tsipaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitovy amin' ny mifandaka [1.1] 5 voan'ny fanintona [1.13] |
Explanations in French |
6 se convulsionner [1.13] |
Examples |
7 Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko.
[2.471]
|
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mifanipaka |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 tsy afaka miaraka [1.13] |
Explanations in French |
15 incompatible, discordant [1.13] |
Illustrations |
|
Anagrams | 16 mifanapaky, 17 mifanipaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |