|
|
|
|

Entry1 mifandetsy
Root  2letsy
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4 Mifanala, izany hoe, ohatra, ka ananan' olona vola ny tena, ka misambotra amin' ny tena kosa indray io olona io, tsy aloa ilay volany fa io fotsiny no analana [1.1]
Morphology 
5 Present :
6 Past :
7 Future :
8 Imperative :

Updated on 2025/09/12