| Entry | 1 mifanantitra |
| Root | 2 antitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Samy ho tratran' ny fahanterana avy: Mifanantera amin' ny vady aman-janaka, tompoko [1.1] |
| Explanations in English |
5 to grow old together; to live as long as one another; to live to be old together. [1.2] |
| Examples |
6 Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany...
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|