Entry | 1 mifanahantsahana |
Root | 2 sahantsahana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Sahalahala [1.1] |
Examples |
5 Ohatra ny miseho eto Afrika manontolo dia mifanahantsahana amin' ny vola fanampiana voaray ao anatin' ny fe-potoana iray ny vola voaondrana amin' izany.
[4.27#2013/10/07]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |