Entry mifampitolona (tolona)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mitovy hevitra: manao balahazo ~ miady ~ miambàkana ~ mifamatraka ~ mifamira ~ mifamofoka ~ mifampionkina ~ mifampitangazona ~ mifanakodia ~ mifanakorofoka ~ mifanala fihina ~ mifanao taingim-bozona ~ mifanao taribaniana ~ mifandaraboka ~ mifandatsa-boa ~ mifandrangotra ~ mifandray ~ mifandria-damba ~ mifandriro-bolo ~ mifandrirotra ~ mifandronjina ~ mifandrozona ~ mifanenda ~ mifanongana ~ mipaka [Rajemisa 1985]
French definition   se battre, se saisir avec les bras [Abinal 1888]
Synonyms   mitolona
Quotes  

Entry mifampitoloña (toloña)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] mifamely [Rakotosaona 1972]

2013/11/06