Entry mifampiady (ady)
Part of speech   active verb
Examples   Impiry akory izahay no mifampiady karajy sy mifandimby mitantara zavatra iray amin' ny endrika samy hafa hahitana izay azo ekena ho manakaiky kokoa ny fahamarinana sy ny azo inoana? [Andriamalala: Zazavavindrano, page 28]
Morphology  
mifampiady
nifampiady
hifampiady

Updated on 2013/12/18