Entry mifamolaka (folaka)
Part of speech   active verb
French translation   [Abinal 1888]
Examples  
1samy tanora ka aza mifamolaka. [Dahle: Angano, page 229]
2Hianao fary fotsy fanala hetaheta izaho fary manga filalaon-jaza samy ho any ka aza mifanafatra samy tanora ka aza mifamolaka [Fox: Hainteny, number 159]
Morphology  
mifamolaka
mifamolak'
mifamola-
nifamolaka
nifamolak'
nifamola-
hifamolaka
hifamolak'
hifamola-

Updated on 2017/07/12