| Entry | 1 mifamoivoy |
| Root | 2 voivoy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mifanenanena ombieny ombieny, mifanerantserana: Nifamoivoy eran' ny kianja ny vahoaka [1.1] |
| Explanations in English |
5 to go and fro together like city traffic or people at the marketplace [1.7] |
| Explanations in French |
6 se croiser en tous sens comme les gens au marché ou la circulation en ville [1.8] |
| Examples |
7 Dia nivalombalona sy nifamoivoy tao an-tsaiko ny tohiny, fa tsy tadidiko intsony ny niafarany.
[2.471]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|