Entry mifady (fady)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Tsy mihinana an-tsitrapo, mandà tena ts [...]
¶ Manda tena tsy hanao (zavatra): Mifad [...]
¶ Mitana ny fahadiovam-pitondran-tena, tsy [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   to abstain from, to endure abstinence
¶ to carry marks with them to show that their husbands are away at the war, as women do. [Richardson 1885]
   to taboo, to abstain from [Hallanger 1973]
French translation   S'abstenir de, s'interdire, ne pas user de, ne pas manger de; ne pas faire, observer les défenses religieuses, médicales ou superstitieuses, se mortifier, se dit de la continence que doivent garder les femmes des militaires absents: Nifady toaka izay ela izay aho (Je me suis interdit le rhum, je n' ai pas usé de rhum depuis longtemps) ~ Nifady hena nandritra ny andro niainany izy (Il n'a pas mangé de viande de toute sa vie) ~ Nifady vary tamy ny Alakaosy ny vehivavy rehetra (Toutes les femmes s'abstenaient de manger du riz les deux premiers jours du mois Alakaosy) [Abinal 1888]
   s'abstenir de, s'interdire de, s'interdire selon les tabous [Hallanger 1974]
Examples  
1Ary raha nankany an-tafika ny lahy, koa tsy mifady ny vavy fa mandcha aman' olona, dia mandoa 50 izy roa; [Callet: Tantara, page 126]
2na dia tonga hisoaka ny tanana sy ny fandriana aza raha mifady indray dia loza. [Fox: Hainteny, number 224]
Morphology  
mifady
nifady
hifady
mifadia
Quotes  

Updated on 2013/10/01