Entry mievanevana (evanevana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mijanona tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, mialanalana: Mievanevana ny mpitondra eto amin' itỳ tany itỳ [Rajemisa 1985]
Morphology 
mievanevana
nievanevana
hievanevana
mievanevàna

Entry mievanevàna (evanevana)
Part of speech imperative of active verb mievanevana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/08/19