| Entry | 1 miendrika |
| Root | 2 endrika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manana endriky ny...: Miendrik' anjely [1.1] |
| Explanations in English |
5 to have the appearance of (distinguish from mendrika) [1.7] |
| Explanations in French |
6 ressembler [1.3#126, 1.8] 7 avoir l'air, la tournure, le port [1.3#126] 8 avoir l'air de (à distinguer de mendrika) [1.8] |
| Examples |
9 Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany.
[2.470]
10 fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato. [2.293] |
| Morphology |
|
| All compound words | 14 3 combinations of this word |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 16 miandreky, 17 miendrika |
| Updated on 2025/10/08 |
|