|
|
|
|

Entry1  midridridridry
Root  2 dridridridry
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mitaraindraina noho ny aretina: Midridridridry mandritra ny alina io marary io
5 Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loatra: Midridridridry ny tongotr' itỳ latabatra itỳ raha vao hetsehina [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02