|
|
|
|

Entry1  dridridridry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana: Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho
4 Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1]
Explanations in English  5 same as dredridredry. [1.2]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Vocabulary  11  Sound

Updated on 2025/12/08