Entry midiridiry (diridiry (diry))
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony
¶ (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho
¶ Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia
¶ Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy
Mitovy hevitra: mihinjihinjy ~ mihinjitra ~ miziriziry [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] miridiridy [Rakotosaona 1972]
English definition   stretched to the full, tense, swollen hard [Richardson 1885]
French definition   Etre tendu, gonflĂ© [Abinal 1888]
Examples   Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 157]
Quotes  

Entry midiridiry (diridiry (diry))
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   s'obstiner [Abinal 1888]

Entry midiridiry (diridiry)
Part of speech   active verb
English definition   to stare at [Richardson 1885]
Morphology  
midiridiry
nidiridiry
hidiridiry
midiridiria

Updated on 2016/06/26