Entry midingina (dingina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika
¶ Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany
¶ Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy
¶ Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano [Rajemisa 1985]
English definition to exceed, to advance, to go beyond [Richardson 1885]
Morphology 
midingina
nidingina
hidingina
midingìna

Entry midingìna (dingina)
Part of speech imperative of active verb midingina [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/04/19