| Entry (1/2) | 1 midarona |
| Root | 2 darona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao na mamindra na miteny miadana toa tsy rototra.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to speak plausibly but yet deceitfully; to pretend to go but not setting out.
[1.2] |
| Explanations in French |
6 Agir, parler posément, retentir avec plénitude, avec harmonie.
[1.3] |
| Examples |
7 Eny, fa na dia midarona aza ny sandry, ka manao laniala ny nify, dia mbola ao ihany ny fahoriana.
[2.69#230]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 12 midaròna |
| Root | 13 darona |
| Part of speech | 14 imperative of active verb midarona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 15 amindrao, 16 maidrano, 17 manodira, 18 marodina, 19 midaròna, midarona, 20 mirodàna, mirodana |
| Updated on 2025/11/12 |
|