| Entry | 1 miboika |
| Root | 2 boika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 miboika dia lasa, mandeha tsy miato.
[1.267]
5 Tsy mba mandala vola aman-karena izy amin'ny fianaran'ireo zanany, nefa koa, na miboika tsy ritra toy ny loharano ambody tendrombohitra aza ny volany, dia tsy mba nentiny nizahozaho na oviana na oviana izany; [2.1011] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 mibaiko, 10 miboaky, 11 miboika |
| Updated on 2025/09/10 |
|